Ruth 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Naomy tamin’i Rota vinantovaviny: Tsara izany anaka, raha miara-miasa amin’ny zatovovavy ianao, fandrao hisy haninona anao raha any amin’ny saha hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Nôemì tamin’i Rota vinantony: «Tsara, anaka, raha miaraka amin’ny mpanompovaviny ianao, fandrao dia asian’ny olona ratsy, raha any an-tsaha hafa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Nahômỳ tamin’i Rota vinantovaviny: –Tsara izany anaka, satria hivoaka miaraka amin’ireo vehivavy mpiasan’i Bôhaza ianao, fandrao hisy hikasi-tanana anao raha any amin’ny tanimbary hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Naomy tamin'i Rota vinantoni-vavy: Tsara izany, anaka, raha miara-mivoaka amin'ny ankizivavy ianao, fandrao hisy haninona anao raha any an-tsaha hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Naomy tamin’i Rota vinantovaviny: Tsara izany anaka, raha miara-miasa amin’ny zatovovavy ianao, fandrao hisy haninona anao raha any amin’ny saha hafa.
malagasy
Ary hoy Naomy tamin'i Rota vinantoni-vavy: Tsara izany, anaka, raha miara-mivoaka amin'ny ankizivavy ianao, fandrao hisy haninona anao raha any an-tsaha hafa.Ary izy tsy nety nisaraka tamin'ny zatovovavin'i Boaza, fa nitsimpona mandra-pahatapitry ny fijinjana ny vary hordea sy ny vary tritika; ary nitoetra tao amin'ny rafozani-vavy Izy.