Ruth 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nandeha izy ka nitsimpona tany an-tsaha teo aorianan’ny mpijinja. Ary sendra tonga tany amin’ny tanimbarin’i Boaza izay avy amin’ny fokon’i Elimeleka, izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha izy ka nitsimpona salohim-bary tany amin’ny saha anankiray teo aorian’ny mpijinja, ary sendra teo amin’ny tanimbarin’i Booza, fianakavian’i Elimeleka indrindra, no nalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Rota ka nandeha nitsimpona teny an-tanimbary, teo aorian’ny mpijinja; ary sendra tao amin’ny tanimbary izay anjaran’i Bôhaza, fianakavian’i Elimelèka indrindra, no nandehanany.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nandeha izy ka nitsimpona tany an-tsaha teo aorian'ny mpijinja; ary sendra tonga tany amin'ny tanimbarin'i Boaza, izay avy amin'ny fokon'i Elimeleka, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nandeha izy ka nitsimpona tany an-tsaha teo aorianan’ny mpijinja. Ary sendra tonga tany amin’ny tanimbarin’i Boaza izay avy amin’ny fokon’i Elimeleka, izy.
malagasy
Dia lasa nandeha izy ka nitsimpona tany an-tsaha teo aorian'ny mpijinja; ary sendra tonga tany amin'ny tanimbarin'i Boaza, izay avy amin'ny fokon'i Elimeleka, izy.