Ruth 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, tonga avy tany Betlehema i Boaza ka niteny tamin’ny mpijinja hoe: Homba anareo anie NY TOMPO! Dia hoy kosa ireo taminy: Hitahy anao anie NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro tonga avy any Betlehema i Booza, ka niteny tamin’ny mpijinja hoe: «Ho ao aminareo anie i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taoriana kely dia indro tonga i Bôhaza avy tany Betlehema, ka niarahaba ny mpijinja hoe: –Hiaraka aminareo anie ny TOMPO! Dia novalian’ireo hoe: – Hotahin ’ny TOMPO anie ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, Boaza tonga avy tany Betlehema ka niteny tamin'ny mpijinja hoe: Jehovah anie ho aminareo. Dia hoy kosa Ireo taminy: Hitahy anao anie Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, tonga avy tany Betlehema i Boaza ka niteny tamin’ny mpijinja hoe: Homba anareo anie NY TOMPO! Dia hoy kosa ireo taminy: Hitahy anao anie NY TOMPO!
malagasy
Ary, indro, Boaza tonga avy tany Betlehema ka niteny tamin'ny mpijinja hoe: Jehovah anie ho aminareo. Dia hoy kosa Ireo taminy: Hitahy anao anie Jehovah.