Ruth 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ilay zatovo nitandrina ny mpijinja hoe: Zazavavy moabita izay niverina niaraka tamin’i Naomy avy tany amin’ny tany Moaba io;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«An’iza io zazavavy io?» Dia namaly ilay mpanompo nitandrina ny mpijinja nanao hoe: «Zazavavy Moabita niara-tonga tamin’i Nôemì io avy any amin’ny tanin’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ilay mpanompo, lehiben’ny mpijinja, ka nanao hoe: –Ilay vehivavy môabita io, izay niaraka tamin’i Nahômỳ fony izy niverina tany amin’ny faritr’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ilay zatovo nitandrina ny mpijinja ka nanao hoe: Zazavavy Moabita, izay niverina nomba an'i Naomy avy tany amin'ny tany Moaba io;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ilay zatovo nitandrina ny mpijinja hoe: Zazavavy moabita izay niverina niaraka tamin’i Naomy avy tany amin’ny tany Moaba io;
malagasy
Dia namaly ilay zatovo nitandrina ny mpijinja ka nanao hoe: Zazavavy Moabita, izay niverina nomba an'i Naomy avy tany amin'ny tany Moaba io;