Ruth 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Boaza tamin’i Rota: Tsy mandre va ianao, anaka? Aza mandeha mitsimpona any an-tanimbary hafa na miala eto ianao fa miaraha amin’ny mpanompovaviko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Booza tamin’i Rota: «Izao no izy, anaka: Aza mandeha hitsimpona any amin’ny tanimbary hafa, aza miala eto, fa mijanòna toy izao miaraka amin’ny ankizy vaviko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Bôhaza tamin’i Rota: –Mba henoy ny torohevitro. Aza mandeha hitsimpona any an-tanimbary hafa, ary koa aza miala eto; fa mijanòna miaraka amin’ny vehivavy mpiasako.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Boaza tamin'i Rota: Tsy mandre va ianao, anaka? Aza mandeha hitsimpona any an-tanimbary hafa na miala eto ianao, fa mitoera eto anilan'ny zatovovavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Boaza tamin’i Rota: Tsy mandre va ianao, anaka? Aza mandeha mitsimpona any an-tanimbary hafa na miala eto ianao fa miaraha amin’ny mpanompovaviko.
malagasy
Dia hoy Boaza tamin'i Rota: Tsy mandre va ianao, anaka? Aza mandeha hitsimpona any an-tanimbary hafa na miala eto ianao, fa mitoera eto anilan'ny zatovovavy.