Ruth 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy: Ireto varimbazaha inenin’ny famarana ireto dia nomeny ahy; fa hoy izy tamiko: Aza mandeha tsy mitondra zavatra ho any amin’ny rafozambavinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary nomeny ity orja inenin’ny famarana ity koa aho, hoy izy, nataony hoe: Tsy hody any amin-drafozanao mitondra tanam-polo fotsiny ianao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady niteny koa izy hoe: –Nomeny ireto vary ôrza 15 kilao ireto aho, fa hoy izy tamiko: «Aza miverina mitondra tanam-polo mody fotsiny any amin’ny rafozambavinao!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa izy: Ireto vary hordea inenin'ny famarana ireto dia nomeny ahy; fa hoy izy tamiko: Aza mandeha tsy mitondra zavatra ho any amin'ny rafozanao-vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy: Ireto varimbazaha inenin’ny famarana ireto dia nomeny ahy; fa hoy izy tamiko: Aza mandeha tsy mitondra zavatra ho any amin’ny rafozambavinao.
malagasy
Ary hoy koa izy: Ireto vary hordea inenin'ny famarana ireto dia nomeny ahy; fa hoy izy tamiko: Aza mandeha tsy mitondra zavatra ho any amin'ny rafozanao-vavy.Dia hoy izy: Mitoera ihany, anaka, mandra-pahafantatrao izay hiantefan'ny raharaha; fa tsy hijanona ralehilahy, fa hovitainy anio ihany ny raharaha.