Ruth 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina tany am-pamoloana izy ka nanatanteraka izay rehetra nandidian’ny rafozambaviny azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidina nankany am-pamoloana izy, ka nanao izay rehetra nasain-drafozany natao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina nankany am-pamoloana izy ary nanao araka izay rehetra nodidian-drafozany azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nidina tany am-pamoloana izy ka nanao araka izay rehetra nandidian'ny rafozani-vavy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina tany am-pamoloana izy ka nanatanteraka izay rehetra nandidian’ny rafozambaviny azy.
malagasy
Dia nidina tany am-pamoloana izy ka nanao araka izay rehetra nandidian'ny rafozani-vavy azy.