Ruth 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Rota koa, vehivavy moabita, vadin’i Malòna, dia lasako ho vadiko hitondra loloha ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany mba tsy ho faty maso ny anaran’ny maty eo amin’ny rahalahiny sy eo amin’ny vavahadin’ny fonenany. Ianareo no vavolombelona androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lasako miaraka amin’izany koa ho vadiko i Rota Moabita, vadin’i Mahalôna, mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany, ary mba tsy ho faty eo amin’ny rahalahiny sy eo am-bavahadin’ny fonenany ny anaran’ny maty. Ianareo no vavolombelon’izany androany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miaraka amin’izany koa i Rota, vehivavy môabita, dia efa noraisiko ho vadiko mba hamelo-maso ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany, ka tsy ho tapaka ny anaran’ny maty eo amin’ny mpiara-monina sy eo am-bavahadin’ny tanàna toerana fandaminan-draharaha.
Malagasy Bible 1865
Ary Rota koa, vehivavy Moabita, vadin'i Malona, dia lasako ho vadiko hamelo-maso ny anaran'ny maty ao amin'ny lovany, mba tsy ho faty maso ny anaran'ny maty eo amin'ny rahalahiny sy eo amin'ny vavahadin'ny fonenany; ianareo no vavolombelona androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Rota koa, vehivavy moabita, vadin’i Malòna, dia lasako ho vadiko hitondra loloha ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany mba tsy ho faty maso ny anaran’ny maty eo amin’ny rahalahiny sy eo amin’ny vavahadin’ny fonenany. Ianareo no vavolombelona androany.
malagasy