Ruth 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireo vehivavy tamin’i Naomy: Isaorana anie NY TOMPO izay tsy namela anao androany tsy hanan-kavana mahavotra, ary aoka hambara eo amin’ny Israely ny anarany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny vehivavy tamin’i Nôemì: «Hisaorana anie i Iaveh fa tsy navelany tsy hanam-panavotra ianao ankehitriny. Hankalazaina anie ny anarany eo amin’i Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo vehivavy tao Betlehema tamin’i Nahômỳ: –Hisaorana anie ny TOMPO fa tsy navelany tsy hanan-kavana mahavotra ianao ankehitriny! Halaza eo amin’i Israely anie ny anaran’ny zafinao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo vehivavy tamin'i Naomy: Isaorana anie Jehovah, Izay tsy namela anao androany tsy hanan-kavana mahavotra, ary aoka halaza ny anarany eo amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireo vehivavy tamin’i Naomy: Isaorana anie NY TOMPO izay tsy namela anao androany tsy hanan-kavana mahavotra, ary aoka hambara eo amin’ny Israely ny anarany!
malagasy
Ary hoy ireo vehivavy tamin'i Naomy: Isaorana anie Jehovah, Izay tsy namela anao androany tsy hanan-kavana mahavotra, ary aoka halaza ny anarany eo amin'ny Isiraely.