Ruth 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandray ny zaza i Naomy ka nitrotro azy ary tonga mpitaiza azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’i Nôemì ny zaza ka nataony teny an-trotroany, ary izy no nitaiza azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandray ny zaza i Nahômỳ ka namihina azy teo an-tratrany, ary lasa mpitaiza azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandray ny zaza Naomy ka nitrotro azy, dia tonga mpitaiza azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandray ny zaza i Naomy ka nitrotro azy ary tonga mpitaiza azy.
malagasy
Dia nandray ny zaza Naomy ka nitrotro azy, dia tonga mpitaiza azy.