Ruth 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no taranak’i Fareza: I Fareza dia niteraka an’i Hezrona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no taranak’i Faresa niteraka an’i Esrôna: I Esrôna niteraka an’i Arama, i Arama niteraka an’i Aminadaba, i Aminadaba niteraka an’i Nahasôna, i Nahasôna niteraka an’i Salmôna, i Salmôna niteraka an’i Booza, i Booza niteraka an’i Obeda, i Obeda niteraka an’i Isaia, i Isaia niteraka an’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no taranak’i Peretsa: i Peretsa no ray niteraka an’i Hetsirôna,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no taranak'i Fareza: Fareza niteraka an'i Hezrona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no taranak’i Fareza: I Fareza dia niteraka an’i Hezrona;
malagasy
Ary izao no taranak'i Fareza: Fareza niteraka an'i Hezrona;