Ruth 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka loholona folo lahy tao an-tanàna i Boaza ka niteny hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Booza, ka hoy izy: «Mipetraha eto ianareo.» Dia nipetraka izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Bôhaza, ka nanao hoe: –Mipetraha eto ianareo. Ary rehefa nipetraka ireo,
Malagasy Bible 1865
Dia naka folo lahy tamin'ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka loholona folo lahy tao an-tanàna i Boaza ka niteny hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo.
malagasy
Dia naka folo lahy tamin'ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo.