Ruth 4:21 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Salmona dia niteraka an’i Boaza; i Boaza dia niteraka an’i Obeda;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza; i Bôhaza, ray niteraka an’i Hôbeda;
Malagasy Bible 1865
ary Salmona niteraka an'i Boaza; ary Boaza niteraka an'i Obeda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Salmona dia niteraka an’i Boaza; i Boaza dia niteraka an’i Obeda;
malagasy
ary Salmona niteraka an'i Boaza; ary Boaza niteraka an'i Obeda;ary Obeda niteraka an'i Jese; ary Jese niteraka an'i Davida.