Ruth 4:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Obeda dia niteraka an’i Jese, ary i Jese dia niteraka an’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hôbeda, ray niteraka an’i Jisay; ary i Jisay no ray niteraka an’i Davida.
Malagasy Bible 1865
ary Obeda niteraka an'i Jese; ary Jese niteraka an'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Obeda dia niteraka an’i Jese, ary i Jese dia niteraka an’i Davida.
malagasy
ary Obeda niteraka an'i Jese; ary Jese niteraka an'i Davida.