Ruth 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ilay havana mpanavotra izy hoe: I Naomy izay niverina avy tany amin’ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an’i Elimeleka rahalahintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’ilay mahazo manavotra: «Ny anjara tanin’i Elimeleka rahalahintsika dia namidin’i Nôemì, ity efa tonga avy any amin’ny tanin’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy i Bôhaza tamin’ilay havana mahavotra: –Vidio ny saha izay an’i Elimelèka izay havantsika fa amidin’i Nahômỳ izao izy tafaverina avy tany amin’ny faritr’i Môaba izao.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'Ilay havana akaiky izy ka nanao hoe: Naomy, izay niverina avy tany amin'ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an'i Elimeleka rahalahintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ilay havana mpanavotra izy hoe: I Naomy izay niverina avy tany amin’ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an’i Elimeleka rahalahintsika.
malagasy
Dia niteny tamin'Ilay havana akaiky izy ka nanao hoe: Naomy, izay niverina avy tany amin'ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an'i Elimeleka rahalahintsika.