Ruth 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Boaza: Amin’izay andro ividiananao ny tany amin’ny tanan’i Naomy dia amin’i Rota koa, vehivavy moabita, vadin’ny maty, no hividiananao azy mba hitondra loloha ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Booza: «Amin’ny andro hahazoanao ny tany amin’ny tanan’i Nôemì dia ho azonao koa izany amin’ny tanan’i Rota, ilay Moabita, vadin’ny maty, mba hamelomanao maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy kosa i Bôhaza: –Amin’ny andro ividiananao ny saha eo an-tanan’i Nahômỳ, dia halainao ho vady koa i Rota vehivavy môabita mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Boaza: Amin'izay andro ividiananao ny tany amin'ny tànan'i Naomy, dia amin'i Rota koa, vehivavy Moabita, vadin'ny maty, no hividiananao azy, mba hamelo-maso ny anaran'ny maty ao amin'ny lovany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Boaza: Amin’izay andro ividiananao ny tany amin’ny tanan’i Naomy dia amin’i Rota koa, vehivavy moabita, vadin’ny maty, no hividiananao azy mba hitondra loloha ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany ianao.
malagasy