Ruth 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidionao izany! Dia nanaisotra ny kirarony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy itsy nahazo nanavotra, tamin’i Booza: «Vidio ho anao izany.» Sady nesoriny ny kirarony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ilay havana mahavotra, raha niteny tamin’i Bôhaza hoe «Vidio ho anao izany», dia nanaisotra ny kapany sy nanome azy an’i Bôhaza.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay havana mahavotra tamin'i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidionao izany! Dia nanaisotra ny kirarony izy.
malagasy
Ary hoy ilay havana mahavotra tamin'i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy.