Ruth 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Boaza tamin’ny loholona sy ny vahoaka rehetra: Ianareo no vavolombelona androany fa efa novidiko tamin’ny tanan’i Naomy izay rehetra an’i Elimeleka sy izay rehetra an’i Kiliona sy i Malòna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Booza tamin’ireto loholona sy ny olona rehetra: «Vavolombelona androany ianareo fa lasako tamin’ny tanan’i Nôemì izay rehetra an’i Elimeleka sy izay rehetra an’i Seljôna sy i Mahalôna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany dia hoy i Bôhaza tamin’ny loholona sy ny vahoaka rehetra: –Ianareo no vavolombelona manatri-maso androany fa efa novidiko teo an-tanan’i Nahômỳ izay rehetra an’i Elimelèka sy izay rehetra an’i Kiliôna sy i Mahalôna;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Boaza tamin'ny loholona sy ny vahoaka rehetra: Hianareo no vavolombelona androany fa efa novidiko tamin'ny tànan'i Naomy izay rehetra an'i Elimeleka sy izay rehetra an'i Kiliona sy Malona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Boaza tamin’ny loholona sy ny vahoaka rehetra: Ianareo no vavolombelona androany fa efa novidiko tamin’ny tanan’i Naomy izay rehetra an’i Elimeleka sy izay rehetra an’i Kiliona sy i Malòna.
malagasy
Ary hoy Boaza tamin'ny loholona sy ny vahoaka rehetra: Hianareo no vavolombelona androany fa efa novidiko tamin'ny tànan'i Naomy izay rehetra an'i Elimeleka sy izay rehetra an'i Kiliona sy Malona.