Song of Solomon 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha eo amin’ny latabany ny mpanjaka dia mamerovero tsara ny nardako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha teo amin’ny saofàny indrindra iny ny mpanjaka no nandefa ny fofony kosa ny zava-manitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony mbola eo amin’ny fanasàny no mipetraka ity mpanjakako, dia mamerovero aoka izany ny ilomanitro natao tamin’ny narda.
Malagasy Bible 1865
Raha mipetraka amin'ny latabany ny mpanjaka, dia mamerovero tsara ny nardako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha eo amin’ny latabany ny mpanjaka dia mamerovero tsara ny nardako.
malagasy
Raha mipetraka amin'ny latabany ny mpanjaka, dia mamerovero tsara ny nardako.