Song of Solomon 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tsara tarehy ianao, Rahavako; indro, tsara tarehy ianao; toy ny an’ny voromailala ny masonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, tsara tarehy ianao, ry malalako; eny tsara tarehy ianao! Masom-boromahailala, ny masonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara tarehy ianao, rahavako, eny, tsara tarehy ianao; ny masonao dia mahafinaritra tahaka ny voromahailala.
Malagasy Bible 1865
Indro, tsara tarehy ianao, ry tompokovavy havako; Indro, tsara tarehy ianao; Voromailala ny masonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tsara tarehy ianao, Rahavako; indro, tsara tarehy ianao; toy ny an’ny voromailala ny masonao.
malagasy
Indro, tsara tarehy ianao, ry tompokovavy havako; Indro, tsara tarehy ianao; Voromailala ny masonao.[Na: Manana masom-boromailala ianao]