Song of Solomon 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tsara tarehy koa ianao, ry malalako, eny, mahafinaritra ianao; ahi-maitso no fandrianantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, tsara tarehy ianao, ry malalako, eny mahafinaritra ianao. Ny farafarantsika dia farafara zava-maitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara tarehy koa ianao, ry malalako, sady mambabo tokoa. Ahi-maitso mavana no fandriantsika;
Malagasy Bible 1865
Indro, tsara tarehy ianao, ry malalako, eny, mahafinaritra; Maitso ny fandriantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tsara tarehy koa ianao, ry malalako, eny, mahafinaritra ianao; ahi-maitso no fandrianantsika.
malagasy
Indro, tsara tarehy ianao, ry malalako, eny, mahafinaritra; Maitso ny fandriantsika.Sedera ny sakamandimbin'ny tranontsika, ary kypreso ny peta-drindrintsika.