Song of Solomon 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka hanoroka ahy amin’ny fanorohan’ny vavany izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanoroka ahy amin’ny fanorohan’ny vavany anie izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanoroka mafy ahy tokoa anie ianao! Fa ny safosafonao dia fy mihoatra noho ny divay
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka hanoroka ahy amin'ny fanorohan'ny vavany izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka hanoroka ahy amin’ny fanorohan’ny vavany izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao.
malagasy
[Ny ampakarina sy ny zanakavavin'i Jerosalema] Enga anie ka hanoroka ahy amin'ny fanorohan'ny vavany izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao.