Song of Solomon 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan’ny tovovavy anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
soa ny hanitry ny zava-manitrao, diloilo mamerovero ny anaranao, izany no itiavan’ny zatovo vavy anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa mamerovero mihoatra noho ireo ilomanitrao. Ianao dia mahasintona mihoatra noho ny ilomanitra voafantina; koa izany no itiavan’ireo zatovovavy anao.
Malagasy Bible 1865
Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan'ny zatovovavy anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan’ny tovovavy anao.
malagasy
Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan'ny zatovovavy anao.