Song of Solomon 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivalomainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin’i Jerosalema, toy ny tranolain’i Kedara, toy ny ambaindain’i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mainty aho, ry zanaka vavin’i Jerosalema, nefa tsara tarehy. Sahala amin’ny lain’i Sedera, tahaka ny trano lain’i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry tovovavin’i Jerosalema ô, zarazara hoditra aho nefa bikana; ny tarehiko dia mivalomainty toy ny lain’ireo mpifindrafindra lasy, nefa meva toy ny temitr’i Salômôna.
Malagasy Bible 1865
Mivalomainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin'i Jerosalema, toy ny lain'i Kedara, toy ny ambain-dain'i Solomona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivalomainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin’i Jerosalema, toy ny tranolain’i Kedara, toy ny ambaindain’i Solomona.
malagasy
Mivalomainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin'i Jerosalema, toy ny lain'i Kedara, toy ny ambain-dain'i Solomona.