Song of Solomon 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mibanjina ahy fa mivalomainty aho satria nodanihin’ny hainandro. Tezitra tamiko ny zanak’Ineny; notendreny ho mpiandry ny tanim-boalobony aho; nefa ny tanim-boaloboko kosa, izay ahy, dia tsy mba nambenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ny hamaintiko no jerena, fa ny hainandro no nampivalomainty ahy: tezitra tamiko ny zanak’i neny; nasainy niandry tanimboaloboka aho, ny tanimboaloboko, ny ahy, tsy mba nandrasako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka re aho mba tsy hojerenareo araka ny mahazarazara hoditra ahy, satria nodanihin’ny hainandro aho! Tezitra tamiko ireo anadahiko ka nanery ahy hiambina ny tanimboalobony; nefa ny tanimboaloboko, dia ny an’ny tenako manokana, tsy mba nambenako akory!
Malagasy Bible 1865
Aza mibanjina ahy, fa mivalomainty aho, satria efa azon'ny hainandro; Tezitra tamiko ny zanak'ineny; Notendreny ho mpiandry ny tanim-boalobony aho; Nefa ny tanim-boaloboko kosa, dia ny an'ny tenako, tsy mba nandrasako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mibanjina ahy fa mivalomainty aho satria nodanihin’ny hainandro. Tezitra tamiko ny zanak’Ineny; notendreny ho mpiandry ny tanim-boalobony aho; nefa ny tanim-boaloboko kosa, izay ahy, dia tsy mba nambenako.
malagasy