Song of Solomon 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy fantatrao, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy, dia mandehana araho ny dian’ny andian’ondry aman’osy, ary andraso eny amin’ny tranolain’ny mpiandry ondry ny zanak’osinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy fantatrao izany, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy, mandehana manaraka ny biby fiompinao, dia andraso eny akaikin’ny trano bongon’ny mpiandry ondry, ny zanak’osinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy fantatrao izany, ry vehivavy tsara tarehy indrindra, dia araho ny dian’ondry; ka tariho ny zanak’osinao hanakaiky ny lain’ireo mpiandry ondry.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy fantatrao, ry tsara tarehy indrindra amin'ny vehivavy, dia mandehana hanaraka ny andian'ny ondry aman'osy, ary andraso eny amin'ny lain'ny mpiandry ondry ny zanak'osinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy fantatrao, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy, dia mandehana araho ny dian’ny andian’ondry aman’osy, ary andraso eny amin’ny tranolain’ny mpiandry ondry ny zanak’osinao.
malagasy
Raha tsy fantatrao, ry tsara tarehy indrindra amin'ny vehivavy, dia mandehana hanaraka ny andian'ny ondry aman'osy, ary andraso eny amin'ny lain'ny mpiandry ondry ny zanak'osinao.