Song of Solomon 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rahavako, ianao dia ampitahaiko amin’ny soavalivaviko mitarika ny kalesy fitondran’i Farao miady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny soavaly vaviko mitarika ny kalesin’i Faraôna no ampitahàko anao, ry malalako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amiko ianao, rahavako, dia meva tahaka ny soavaly mpanao matso izay mitarika ny kalesin’ny Farao.
Malagasy Bible 1865
Ry tompokovavy havako, ianao dia ampitahaiko amin'ny soavalivaviko mitarika ny kalesin'i Farao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rahavako, ianao dia ampitahaiko amin’ny soavalivaviko mitarika ny kalesy fitondran’i Farao miady.
malagasy
[Ny mpanjaka sy ny ampakarina] Ry tompokovavy havako, ianao dia ampitahaiko amin'ny soavalivaviko mitarika ny kalesin'i Farao.