Song of Solomon 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia voahirana eny amin’ny tany lemaka ihany ary lisy eny an-dohasaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho, dia narsisa any Arôna, lisy eny an-dohasaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa dia voninkazo any amin’ny lemak’i Sarôna ary lisy eny an-dohasaha.
Malagasy Bible 1865
Izaho dia voninkazo eny an-tanety ihany sy lilia eny an-dohasaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia voahirana eny amin’ny tany lemaka ihany ary lisy eny an-dohasaha.
malagasy
Izaho dia voninkazo eny an-tanety ihany sy lilia eny an-dohasaha.[Na: any Sarôna]