Song of Solomon 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny tamiko ny malalako hoe: Mitsangàna, Rahavako, ry tsara tarehiko, ka andao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny ny malalako, ka nanao tamiko hoe: «Mitsangàna, ry malalako, ry tsara tarehiko, ka avia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny ny malalako ka nanao tamiko hoe: «Mitsangàna, rahavako; ry ilay tsaratarehiko, ndeha hiaraka amiko.
Malagasy Bible 1865
Niteny ny malalako ka nanao tamiko hoe: Mitsangàna, ry tompokovavy havako, ry tsara tarehiko, ka andeha ary!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny tamiko ny malalako hoe: Mitsangàna, Rahavako, ry tsara tarehiko, ka andao!
malagasy
Niteny ny malalako ka nanao tamiko hoe: Mitsangàna, ry tompokovavy havako, ry tsara tarehiko, ka andeha ary!