Song of Solomon 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mamelana eny amin’ny tany ny voninkazo; tonga ny taona fanaovam-peo fifaliana, ary re atỳ amin’ny tanintsika ny feon’ny domohina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voninkazo efa miposaka amin’ny tany; ny fotoana fihirana efa tonga. Ny feon-domohina efa re eny an-tsahantsika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamelana amin’ny tany ny voninkazo, tonga ny fotoam-pikalokaloana ka re atỳ amin’ny tanintsika ny feon’ny domohina.
Malagasy Bible 1865
Miposaka eo amin'ny tany ny voninkazo; Tonga ny taona fanaovam-peo fifaliana, ary re atỳ amin'ny tanintsika ny feon'ny domohina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mamelana eny amin’ny tany ny voninkazo; tonga ny taona fanaovam-peo fifaliana, ary re atỳ amin’ny tanintsika ny feon’ny domohina.
malagasy
Miposaka eo amin'ny tany ny voninkazo; Tonga ny taona fanaovam-peo fifaliana, ary re atỳ amin'ny tanintsika ny feon'ny domohina.