Song of Solomon 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahy ny malalako, ary azy aho, dia ilay miandry ny ondriny eny amin’ny lisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahy ny malalako, ary azy aho; miandry ny ondriny eny amin’ny lisy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahy ny malalako, ary azy aho. Amin’ny toerana misy lisy no mirao-bilona izy.
Malagasy Bible 1865
Ahy ny malalako, ary azy aho, dia ilay miandry ny ondriny eny amin'ny lilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahy ny malalako, ary azy aho, dia ilay miandry ny ondriny eny amin’ny lisy.
malagasy
Ahy ny malalako, ary azy aho, dia ilay miandry ny ondriny eny amin'ny lilia.Mandra-pangatsiatsiaky ny andro, ka efa hilentika ny masoandro, mitodiha, ry ilay malalako, ary aoka ho tahaka ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitra be hantsana ianao. [Heb. mandositra ny aloka][Anaram-biby haingan-tongotra][Na: tendrombohitra manelanelana]