Song of Solomon 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatanjaho amin’ny mofo voaloboka aho, ary velombelomy amin’ny paoma fa mararim-pitia aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tohano ampempam-boaloboka aho, hatanjaho amin’ny pôma aho, fa matim-pitia ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rosoy ampempam-boaloboka aho hamelombelona aina ahy ary hatanjaho amina paoma aho, fa mararim-pitia.»
Malagasy Bible 1865
Hatanjaho amin'ampempam-boaloboka aho, ary velombelomy amin'ny poma aho, fa mararim-pitia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatanjaho amin’ny mofo voaloboka aho, ary velombelomy amin’ny paoma fa mararim-pitia aho.
malagasy
Hatanjaho amin'ampempam-boaloboka aho, ary velombelomy amin'ny poma aho, fa mararim-pitia.