Song of Solomon 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny tanany havia hiondanako, ary aoka ny tanany havanana hamihina ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanondana ahy anie ny tanany havia, ary hanohona ahy ny tanany ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manondana ahy ny sandriny ankavia ary mamihina ahy ny sandriny ankavanana.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny tànany ankavia hanondana ahy, ary aoka ny tànany ankavanana hanohona ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny tanany havia hiondanako, ary aoka ny tanany havanana hamihina ahy.
malagasy
Aoka ny tànany ankavia hanondana ahy, ary aoka ny tànany ankavanana hanohona ahy.