Song of Solomon 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianiana anareo aho ry zanakavavin’i Jerosalema, amin’ny gazela na amin’ny dieravavy any an-tsaha: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanaka vavin’i Jerosalema, izaho miangavy anareo indrindra, noho ny gazela aman-tserfavavy eny an-tsaha, aza fohazinareo, aza fohazinareo ny malalako, raha tsy efa sitrapony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry tovovavin’i Jerosalema ô, noho ny amin’ny gazela na ny dieravavy eny an-tsaha, dia miangavy mafy anareo aho hoe: Aza tairina na fohazina ilay tiako, raha tsy efa sitrapony!»
Malagasy Bible 1865
Mampianiana anareo amin'ny gazela na amin'ny dieravavy any an-tsaha aho, ry zanakavavin'i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianiana anareo aho ry zanakavavin’i Jerosalema, amin’ny gazela na amin’ny dieravavy any an-tsaha: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.
malagasy
Mampianiana anareo amin'ny gazela na amin'ny dieravavy any an-tsaha aho, ry zanakavavin'i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.[Anaram-biby haingan-tongotra]