Song of Solomon 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injay, ny feon’ilay malalako! Indro, tamy izy ka mitsambikimbikina eny an-tendrombohitra ary mitsamboamboatra eny amin’ny havoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Injay ny feon’ny malalako, indrỳ tamy izy, miantsambotsambotra eny an-tendrombohitra; mitsambikina amin’ny havoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injay ny feon’ny malalako! Indro izy fa tamy ka mitsambikimbikina eny an-tendrombohitra ary mifalihavanja eny an-kavoana.
Malagasy Bible 1865
Injay, ny feon'ilay malalako! Indro, tamy izy ka miantsambotsambotra eny an-tendrombohitra ary mitsambitimbikina eny amin'ny havoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injay, ny feon’ilay malalako! Indro, tamy izy ka mitsambikimbikina eny an-tendrombohitra ary mitsamboamboatra eny amin’ny havoana.
malagasy
[Tenin'ny ampakarina, raha nitoetra irery izy] Injay, ny feon'ilay malalako! Indro, tamy izy ka miantsambotsambotra eny an-tendrombohitra ary mitsambitimbikina eny amin'ny havoana.