Song of Solomon 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny malalako dia tahaka ny gazela na ny diera tanora; indro, mijanona ao alatranonay izy, mitsidika eo am-baravarankely, manarangarana eo amin’ny makarakara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manahaka ny gazela ny malalako, sy ny zanaky ny serfa vavy. Indro izy eo ivohon-drindrin-tranonay mijery eo am-baravarankely, mijery eo amin’ny makarakara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny malalako dia mailamailaka toy ny gazela na ny diera tanora; indro izy fa mijanona ao alatranonay, ka manarangarana eo am-baravarankely, zary mitsikilo eo amin’ny makarakara.
Malagasy Bible 1865
Ny malalako dia tahaka ny gazela na ny diera tanora; Indro, mijanona eo ala-tranonay izy, mitsidika eo am-baravarankely, manarangarana eo amin'ny makarakara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny malalako dia tahaka ny gazela na ny diera tanora; indro, mijanona ao alatranonay izy, mitsidika eo am-baravarankely, manarangarana eo amin’ny makarakara.
malagasy
Ny malalako dia tahaka ny gazela na ny diera tanora; Indro, mijanona eo ala-tranonay izy, mitsidika eo am-baravarankely, manarangarana eo amin'ny makarakara.[Anaram-biby haingan-tongotra][Heb. ivelan'ny rindrinay]