Song of Solomon 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema, amin’ny gazela na amin’ny dieravavy any an-tsaha: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana, raha tsy efa sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanaka vavin’i Jerosalema, izaho miangavy anareo indrindra, noho ny gazela sy ny serfa vavy eny an-tsaha, aza fohazinareo, aza fohazinareo ny malalako, raha tsy efa sitrapony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry tovovavin’i Jerosalema ô, noho ny amin’ny gazela na ny dieravavy eny an-tsaha, dia miangavy mafy anareo aho hoe: Aza tairina na fohazina ilay tiako, raha tsy efa sitrapony!»
Malagasy Bible 1865
Mampianiana anareo amin'ny gazela na amin'ny dieravavy any an-tsaha aho, ry zanakavavin'i Jerosalema; Aza manaitra na mamoha ny fitiavana, raha tsy efa sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema, amin’ny gazela na amin’ny dieravavy any an-tsaha: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana, raha tsy efa sitrapony.
malagasy
Mampianiana anareo amin'ny gazela na amin'ny dieravavy any an-tsaha aho, ry zanakavavin'i Jerosalema; Aza manaitra na mamoha ny fitiavana, raha tsy efa sitrapony.[Anaram-biby haingan-tongotra]