Song of Solomon 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny filanjan’i Solomona! Lehilahy mahery fo enimpolo, avy amin’ny lehilahy mahery voafantina amin’ny Israely, no manotrona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iny eny, ny filanjàn’i Salômôna; otronin-dehilahy mahery enimpolo, avy eo amin’ireo lehilahy maherin’i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–I Salômôna eo amin’ny filanjàny iny, otronin’ny miaramila enimpolo, dia miaramila voafantina tamin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Indro ny filanjan 'i Solomona! Lehilahy enim-polo, mahery avokoa, avy amin'ny lehilahy mahery amin'ny Isiraely, no manotrona azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny filanjan’i Solomona! Lehilahy mahery fo enimpolo, avy amin’ny lehilahy mahery voafantina amin’ny Israely, no manotrona azy.
malagasy
Indro ny filanjan'i Solomona! Lehilahy enim-polo, mahery avokoa, avy amin'ny lehilahy mahery amin'ny Isiraely, no manotrona azy.[Heb. farafara]