Song of Solomon 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanamboatra filanjana ho azy i Solomona mpanjaka, filanjana izay vita tamin’ny hazo avy any Libanona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao filanjana ho azy i Salômôna mpanjaka, tamin’ny hazo avy any Libàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanao filanjana ho azy tamin’ny hazo avy any Libano i Salômôna mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Nanao filanjana ho azy Solomona mpanjaka tamin'ny hazo avy any Libanona:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanamboatra filanjana ho azy i Solomona mpanjaka, filanjana izay vita tamin’ny hazo avy any Libanona:
malagasy
Nanao filanjana ho azy Solomona mpanjaka tamin'ny hazo avy any Libanona: [Heb. farafara]