Song of Solomon 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitete tantely toy ny avy amin’ny tohotra ny molotrao, ry ampakariko; tantely sy ronono no ao ambanin’ny lelanao, ary ny fofon’ny fitafianao dia tahaka ny fofon’i Libanona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitete tantely ny molotrao, ry voafofo; ny tantely sy ny ronono dia ao ambany lelanao, ary sahala amin’ny fofon’i Libàna, ny fofon’ny fitafianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny molotrao, ry fofombadiko, dia toa mitsonika hamamiana avy amin’ny vonin-javamaniry. Mamy toa ronono aman-tantely ny teninao; ary ny hanitr’ireo akanjonao dia toy ny an’ireo hazo any Libano.
Malagasy Bible 1865
Mitete tantely toy ny avy amin'ny tohotra ny molotrao, ry ampakariko; Tantely sy ronono no ao ambanin'ny lelanao, ary ny fofon'ny fitafianao dia tahaka ny fofon'i Libanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitete tantely toy ny avy amin’ny tohotra ny molotrao, ry ampakariko; tantely sy ronono no ao ambanin’ny lelanao, ary ny fofon’ny fitafianao dia tahaka ny fofon’i Libanona.
malagasy
Mitete tantely toy ny avy amin'ny tohotra ny molotrao, ry ampakariko; Tantely sy ronono no ao ambanin'ny lelanao, ary ny fofon'ny fitafianao dia tahaka ny fofon'i Libanona.