Song of Solomon 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no saha anirian’ny ampongabendanitra tsara voa, sady misy voninkazo sy narda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsirinao dia alan’ampongabendanitra, misy sipresy sy narda,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao toa sahan’ampongabendanitra izay misy voany matsiro; samy mamerovero ao koa ny kôfera sy ny narda,
Malagasy Bible 1865
Hianao no saha anirian'ny ampongaben-danitra tsara voa, sady misy kofera sy narda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no saha anirian’ny ampongabendanitra tsara voa, sady misy voninkazo sy narda,
malagasy
Hianao no saha anirian'ny ampongaben-danitra tsara voa, sady misy kofera sy narda,