Song of Solomon 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, narda sy tamotamo, veromanitra sy havozomanitra ary ny hazo misy ny ditin-kazo mani-pofona rehetra, miora sy hazo manitra mbamin’ny balisama rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
narda sy safrana, kanela sy sinamôma, mbamin’ny hazo rehetra misy emboka, mira sy aloesy, mbamin’ny hazo rehetra mahavokatra diloilo manitra tsara indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny narda sy ny safràna, ny veromanitra sy ny kanelina mbamin’ny hazo manitra rehetra; mandraradrara-pofona eo koa ny miora sy ny aloesy ary ny menaka manitra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Eny, narda sy safrona, veromanitra sy havozomanitra sy ny hazo misy ny ditin-kazo mani-pofona rehetra. Miora sy hazo manitra Mbamin'ny zava-manitra tsara rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, narda sy tamotamo, veromanitra sy havozomanitra ary ny hazo misy ny ditin-kazo mani-pofona rehetra, miora sy hazo manitra mbamin’ny balisama rehetra.
malagasy
Eny, narda sy safrona, veromanitra sy havozomanitra sy ny hazo misy ny ditin-kazo mani-pofona rehetra. Miora sy hazo manitra Mbamin'ny zava-manitra tsara rehetra;[Heb. ahalota]