Song of Solomon 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loharano ao an-tsaha ianao, loharano miboiboika, ary renirano kely avy any Libanona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loharanon’ny zaridaina, fantsakan-drano velona, sakeli-drano mandeha avy any Libàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loharano ao an-jaridaina ianao, dia fantsakana miboiboika ranovelona izay mikoriana avy any Libano.
Malagasy Bible 1865
Loharano ao an-tanimboly ianao, loharano miboiboika, ary renirano kely avy any Libanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loharano ao an-tsaha ianao, loharano miboiboika, ary renirano kely avy any Libanona.
malagasy
Loharano ao an-tanimboly ianao, loharano miboiboika, ary renirano kely avy any Libanona.Mifohaza, ry rivotra avy any avaratra; avia, ry avy any atsimo, Mitsofa eny an-tsahako hielezan'ny fofony manitra. Aoka ny malalako hankatỳ an-tanimboliny ka hihinana ny voankazony tsara.