Song of Solomon 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nifinao dia tahaka ny andian’ondrivavy efa voahety izay miakatra avy eo amin’ny fampandroana azy; samy kambana avy ireo ka tsy misy tsy mana-namana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nifinao, toy ny andian’ondrivavy voahety, miakatra avy any amin’ny fampandroana azy, samy manana anaka kambana, ary tsy misy bada izy ireo na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nifinao dia fotsy toa andian’ondrivavy izay efa voahety sy avy nampandroana; samy manana rahavavy kambana ireo, ka tsy misy izay tsy tahaka izany.
Malagasy Bible 1865
Ny nifinao dia tahaka ny ondrivavy andiany efa voahety, izay miakatra avy eo amin'ny fampandroana; Samy kambana avy ireo, fa tsy misy tsy mana-namana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nifinao dia tahaka ny andian’ondrivavy efa voahety izay miakatra avy eo amin’ny fampandroana azy; samy kambana avy ireo ka tsy misy tsy mana-namana.
malagasy
Ny nifinao dia tahaka ny ondrivavy andiany efa voahety, izay miakatra avy eo amin'ny fampandroana; Samy kambana avy ireo, fa tsy misy tsy mana-namana.