Song of Solomon 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny kofehy jaky ny molotrao, ary milantolanto ny fitenenanao; tahaka ny hasin’ampongabendanitra ny takolakao eo amin’ny fisalobonanao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny kofehy jaky ny molotrao, ary mahafinaritra ny vavanao; tahaka ny voan’ampongabendanitra misasaka ny takolakao, alokalofan’ny voalinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa ribà mena ny molotrao; ary mahafatifaty ny vavanao. Menamena toa hasin’ampongabendanitra ireo takolakao anatin’ny voalinao.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny kofehy jaky ny molotrao, ary mahafinaritra ny vavanao; Tahaka ny hasin'ampongaben-danitra ny takolakao eo amin'ny fisalobonanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny kofehy jaky ny molotrao, ary milantolanto ny fitenenanao; tahaka ny hasin’ampongabendanitra ny takolakao eo amin’ny fisalobonanao;
malagasy
Tahaka ny kofehy jaky ny molotrao, ary mahafinaritra ny vavanao; Tahaka ny hasin'ampongaben-danitra ny takolakao eo amin'ny fisalobonanao,[Heb. fitenenanao][Na: volonao milantolanto]