Song of Solomon 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Babonao ny foko, ry havako ampakariko, babonao ny foko tamin’ny fijerin’ny masonao an’ila fotsiny sy tamin’ny rojo iray amin’ny vozonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa lasanao ny foko, ry havako, ry fofom-badiko, efa lasanao ny foko tamin’ny masonao indray mijery monja, tamin’ny singam-boahangy eo amin’ny fehivozonao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mambabo ny foko ianao, ry havako fofombadiko; mambabo ny foko ny indray mipimasonao ary na dia ny rojo anankiray eny am-bozonao aza.
Malagasy Bible 1865
Efa lasanao ny foko, ry havako ampakariko, efa lasanao ny foko tamin'ny masonao an-ila sy tamin'ny rojo anankiray amin'ny vozonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Babonao ny foko, ry havako ampakariko, babonao ny foko tamin’ny fijerin’ny masonao an’ila fotsiny sy tamin’ny rojo iray amin’ny vozonao.
malagasy
Efa lasanao ny foko, ry havako ampakariko, efa lasanao ny foko tamin'ny masonao an-ila sy tamin'ny rojo anankiray amin'ny vozonao.[Heb. ampakariko]