Song of Solomon 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny malalako dia sady fotsy mangatsakatsaka no mena, notsongaina tamin’ny alinalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny malalako dia mandina sy menamena, notsongaina tamin’ny iray alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady fotsy mangatsakatsaka no manopy mena ny malalako; ka tena maningana izy ao anatin’ny olona folo arivo.
Malagasy Bible 1865
Ny malalako dia sady fotsy mangatsakatsaka no mena, notsongaina tamin'ny alinalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny malalako dia sady fotsy mangatsakatsaka no mena, notsongaina tamin’ny alinalina.
malagasy
Ny malalako dia sady fotsy mangatsakatsaka no mena, notsongaina tamin'ny alinalina.