Song of Solomon 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohany dia toy ny tena volamena tsy miharo; ny volony dia milantolanto sady mangiloilo toy ny an’ny goaika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Volamena madio ny lohany; malefaka hoatra ny sampam-palafa ny volony milantolanto, sady mangilohilo toy ny goaika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa anja-bolamena madio ny lohany; ary ny volony dia mainty milantolanto sady mangilohilo toy ny an’ny goaika.
Malagasy Bible 1865
Ny lohany dia toy ny tena volamena tsara; Ny volony dia milantolanto sady mangilohilo toy ny goaika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohany dia toy ny tena volamena tsy miharo; ny volony dia milantolanto sady mangiloilo toy ny an’ny goaika.
malagasy
Ny lohany dia toy ny tena volamena tsara; Ny volony dia milantolanto sady mangilohilo toy ny goaika.