Song of Solomon 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny takolany dia tahaka ny tanim-boninkazo misy zavamanitra eo an-tsaha, tahaka ny tilikambo misy voninkazo manitra. Ny molony dia tahaka ny lisy no sady mitete ranon’ny miora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny takolany tahaka ny kisahasahan-kazo mitete dity manitra, sy toritory fambolena hazo manitra: lisy ny molony, izay mitete mira faran’izay madio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny takolany dia miendrika saham-boninkazo mandraradraraka sy mamokatra ahitra mamerovero. Ny molony dia toy ny lisy mitsonika menaka miora.
Malagasy Bible 1865
Ny takolany dia tahaka ny tanim-boninkazo misy zava-manitra eo an-tsaha, dia tahaka ny tany navosaina misy voninkazo manitra. Ny molony dia tahaka ny lilia sady mitete ranon'ny miora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny takolany dia tahaka ny tanim-boninkazo misy zavamanitra eo an-tsaha, tahaka ny tilikambo misy voninkazo manitra. Ny molony dia tahaka ny lisy no sady mitete ranon’ny miora.
malagasy
Ny takolany dia tahaka ny tanim-boninkazo misy zava-manitra eo an-tsaha, dia tahaka ny tany navosaina misy voninkazo manitra. Ny molony dia tahaka ny lilia sady mitete ranon'ny miora.[Heb. tilikambo]