Song of Solomon 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanany dia tahaka ny haba volamena voaisy krizolita; ny tenany dia tahaka ny ivoara voalama tsara no sady misarona safira;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanany dia anja-bolamena, voaisy vatosoa avy any Tarsisa: ny tratrany taozavatra ivoara kanto indrindra, voaisy safira betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanany dia toa haba volamena izay nopetahana vatosoa. Ny tenany dia miendrika takelaka ivoary feno safira.
Malagasy Bible 1865
Ny tenany dia tahaka ny anja-bolamena voaisy krysolita; Ny tenany dia tahaka ny ivory voarafitra tsara sady misarona safira;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanany dia tahaka ny haba volamena voaisy krizolita; ny tenany dia tahaka ny ivoara voalama tsara no sady misarona safira;
malagasy
Ny tenany dia tahaka ny anja-bolamena voaisy krysolita; Ny tenany dia tahaka ny ivory voarafitra tsara sady misarona safira;